1. It is reported commonly that there is fornication among you, and such fornication as is not so much as named among the Gentiles, that one should have his father's wife.
1. "On entend dire généralement qu`il y a parmi vous de l`impudicité, et une impudicité telle qu`elle ne se rencontre pas même chez les païens; c`est au point que l`un de vous a la femme de son père."
1. Efa re hatraiza hatraiza fa misy fahavetavetana eo aminareo, ary fahavetavetana izay tsy misy tahaka azy na dia amin’ny Jentilisa aza, fa misy anankiray manambady ny vadin-drainy.
2. And ye are puffed up, and have not rather mourned, that he that hath done this deed might be taken away from among you.
2. Et vous êtes enflés d`orgueil! Et vous n`avez pas été plutôt dans l`affliction, afin que celui qui a commis cet acte fût ôté du milieu de vous!
2. Ary mirehareha ianareo, ka tsy mampalahelo anareo akory izany, mba hoesorina tsy ho eo aminareo izay nanao izany zavatra izany!
3. For I verily, as absent in body, but present in spirit, have judged already, as though I were present, concerning him that hath so done this deed,
3. Pour moi, absent de corps, mais présent d`esprit, j`ai déjà jugé, comme si j`étais présent, celui qui a commis un tel acte.
3. "Fa izaho, na dia tsy teo aza ny tenako, nefa teo ihany ny fanahiko, dia efa nitsara sahady an’ilay nanao izany tahaka ny teo ihany aho;"
4. In the name of our Lord Jesus Christ, when ye are gathered together, and my spirit, with the power of our Lord Jesus Christ,
4. Au nom du Seigneur Jésus, vous et mon esprit étant assemblés avec la puissance de notre Seigneur Jésus,
4. Amin’ny anaran’i Jesosy Kristy Tompontsika rehefa tafangona ianareo sy ny fanahiko, omban’ny herin’i Jesosy Kristy Tompontsika,
5. To deliver such an one unto Satan for the destruction of the flesh, that the spirit may be saved in the day of the Lord Jesus.
5. qu`un tel homme soit livré à Satan pour la destruction de la chair, afin que l`esprit soit sauvé au jour du Seigneur Jésus.
5. Hanolotra izany anankiray izany ho an’i Satana hanimbana ny nofo, mba hamonjena ny fanahy amin’ny andron’i Jesosy Tompo.
6. Your glorying is not good. Know ye not that a little leaven leaveneth the whole lump?
6. C`est bien à tort que vous vous glorifiez. Ne savez-vous pas qu`un peu de levain fait lever toute la pâte?
6. Tsy tsara ny fireharehanareo. Tsy fantatrareo va fa ny lalivay kely dia mahazo ny vongana rehetra?
7. Purge out therefore the old leaven, that ye may be a new lump, as ye are unleavened. For even Christ our passover is sacrificed for us:
7. Faites disparaître le vieux levain, afin que vous soyez une pâte nouvelle, puisque vous êtes sans levain, car Christ, notre Pâque, a été immolé.
7. "Noho izany, esory ny lalivay ela mba ho vongana vaovao ianareo araka izay tsy mahamisy lalivay anareo. Fa voavono ho antsika Kristy, Paska ho antsika;"
8. Therefore let us keep the feast, not with old leaven, neither with the leaven of malice and wickedness; but with the unleavened bread of sincerity and truth.
8. Célébrons donc la fête, non avec du vieux levain, non avec un levain de malice et de méchanceté, mais avec les pains sans levain de la pureté et de la vérité.
8. Koa aoka isika hitandrina ny andro firavoravoana, tsy misy lalivay ela, na ny lalivain' ny lolompo sy faharatsiana, fa amin’ny mofo tsy misy lalivay dia ny fahatsoram-po sy ny fahamarinana.
9. I wrote unto you in an epistle not to company with fornicators:
9. Je vous ai écrit dans ma lettre de ne pas avoir des relations avec les impudiques, -
9. Nanoratra taminareo teo amin’ny epistily aho mba tsy hiharoharoanareo amin’izay manao fahavetavetana,
10. Yet not altogether with the fornicators of this world, or with the covetous, or extortioners, or with idolaters; for then must ye needs go out of the world.
10. "non pas d`une manière absolue avec les impudiques de ce monde, ou avec les cupides et les ravisseurs, ou avec les idolâtres; autrement, il vous faudrait sortir du monde."
10. "Nefa tsy ny mpanao fahavetavetana rehetra amin’izao tontolo izao, na ny mpierina sy ny mpanao an-keriny, na ny mpanompo sampy; fa raha izany, dia tsy maintsy miala amin’izao tontolo izao ianareo."
11. But now I have written unto you not to keep company, if any man that is called a brother be a fornicator, or covetous, or an idolater, or a railer, or a drunkard, or an extortioner; with such an one no not to eat.
11. Maintenant, ce que je vous ai écrit, c`est de ne pas avoir des relations avec quelqu`un qui, se nommant frère, est impudique, ou cupide, ou idolâtre, ou outrageux, ou ivrogne, ou ravisseur, de ne pas même manger avec un tel homme.
11. Fa ny nanoratako taminareo dia ny mba tsy hiharoharoanareo aminy, raha misy atao hoe rahalahy, nefa mpanao fahavetavetana, na mpierina, na mpanompo sampy, na mpanaratsy, na mpimamo, na mpanao an-keriny, dia aza miara-mihinana akory amin’ny toy izany ianareo.
12. For what have I to do to judge them also that are without? do not ye judge them that are within?
12. Qu`ai-je, en effet, à juger ceux du dehors? N`est-ce pas ceux du dedans que vous avez à juger?
12. Fa ahoako ny hitsara ny any ivelany? Tsy ny ao anatiny va no tsarainareo?
13. But them that are without God judgeth. Therefore put away from among yourselves that wicked person.
13. Pour ceux du dehors, Dieu les juge. Otez le méchant du milieu de vous.
13. Fa ny any ivelany dia tsarain’Andriamanitra. Noho izany, esory aminareo izany olon-dratsy izany.